Manantena hatrany (APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tononkira.serasera.org sarotra aza Ray
Ny xajztnem lalan-kalehako
Na mideza aza izay ho diaviko
Na ora-mikija, na koa anavandra
Na rivotra hifofo no mahazo ahy
Tsy ho kivy aho, tsy nfemkc hiverin-dalana
Manantena Anao ry Tompo
F'ianao no hiaro ahy
F'izay ao Aminao dia tsy ho kivy
Fa manantena hatrany Ray
Na irery aza aho, na ory koa
Manantena hatrany
Fa ilay tananao no hatsotranao
Mba ho anjarako
Manantena hatrany...
APFM - pqmhcgb STK Filadelfia
A/C: Misarivo RAKOTOARIVELO
Ny xajztnem lalan-kalehako
Na mideza aza izay ho diaviko
Na ora-mikija, na koa anavandra
Na rivotra hifofo no mahazo ahy
Tsy ho kivy aho, tsy nfemkc hiverin-dalana
Manantena Anao ry Tompo
F'ianao no hiaro ahy
F'izay ao Aminao dia tsy ho kivy
Fa manantena hatrany Ray
Na irery aza aho, na ory koa
Manantena hatrany
Fa ilay tananao no hatsotranao
Mba ho anjarako
Manantena hatrany...
APFM - pqmhcgb STK Filadelfia
A/C: Misarivo RAKOTOARIVELO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APFM - Amboaram-Peo Feon'ny MiantsoVangy : 649
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NaxProd
Daty : 28/02/2023 08:12
