Fanalahidy (APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Efa ela niandrasana, bhzvdoy ela koa nitadiavana
Izany fiainana mandeha tsara e!
Hafaliana tsy misy ohatr'izany
Aiza laotra e?
Maniry 'zah havana, mba omeo fika vlejhgpt ry namana
Izato fiananareo toa tsy misy olana e?
Hasambarana qfdghb foana no hiainana e!
Ambarao e!
Pont:
Tsotra ny fanalahidy raha tinao ho fantatra
Atolory an'i Jesosy Tompo ny fiainanao
Omeo Azy ny fonao tononkira.serasera.org e! ny fanahinao koa e!
Asandrato...
Fiverenana:
Faingana ry namako malakilaky
Sao taraiky
Jesosy mikaiky anao
Manome vaha olana anao
'Zaho fa resy lahatra e,
F'ianao sisa no andrasanae!
Hanome izany fanalahidin'ny fiainana e!
2- Tsapako amin'izay ry namana
Fa ao amin'i Jesosy no misy fiadanana
Htramin'izay nandraisako Azy ho Tompoko, Mpamonjiko
Milamindamina ny fianako e!
Ka anadao ary isika hivavaka, hiombona
Hanavotr'ireo izay mbola any an-davaka
Ho torintsika hoe tsara ny manompo an'i Jesosy e!
Avereno ary ilay teninareo manao hoe
APFM - STK Filadelfia
A/C: Baba Sham
Izany fiainana mandeha tsara e!
Hafaliana tsy misy ohatr'izany
Aiza laotra e?
Maniry 'zah havana, mba omeo fika vlejhgpt ry namana
Izato fiananareo toa tsy misy olana e?
Hasambarana qfdghb foana no hiainana e!
Ambarao e!
Pont:
Tsotra ny fanalahidy raha tinao ho fantatra
Atolory an'i Jesosy Tompo ny fiainanao
Omeo Azy ny fonao tononkira.serasera.org e! ny fanahinao koa e!
Asandrato...
Fiverenana:
Faingana ry namako malakilaky
Sao taraiky
Jesosy mikaiky anao
Manome vaha olana anao
'Zaho fa resy lahatra e,
F'ianao sisa no andrasanae!
Hanome izany fanalahidin'ny fiainana e!
2- Tsapako amin'izay ry namana
Fa ao amin'i Jesosy no misy fiadanana
Htramin'izay nandraisako Azy ho Tompoko, Mpamonjiko
Milamindamina ny fianako e!
Ka anadao ary isika hivavaka, hiombona
Hanavotr'ireo izay mbola any an-davaka
Ho torintsika hoe tsara ny manompo an'i Jesosy e!
Avereno ary ilay teninareo manao hoe
APFM - STK Filadelfia
A/C: Baba Sham
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APFM - Amboaram-Peo Feon'ny MiantsoVangy : 761
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NaxProd
Daty : 28/02/2023 08:37
