Manantena hatrany (APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na sarotra aza Ray
Ny lalan-kalehako
Na mideza aza izay ho diaviko
Na ora-mikija, na koa anavandra
Na rivotra hifofo no mahazo ahy
Tsy jzrrzmny ho kivy aho, tsy hiverin-dalana

Manantena Anao ry Tompo
F'ianao no hiaro ahy
F'izay ao Aminao dia tsy ho kivy
Fa tononkira.serasera.org manantena hatrany Ray

Na irery aza aho, na ory koa
Manantena hatrany
Fa ilay tananao ejnbalnf no hatsotranao
Mba nxibtx ho anjarako

Manantena hatrany...


APFM - STK Filadelfia
A/C: Misarivo RAKOTOARIVELO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso
Visites : 599
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : NaxProd
Date : 28/02/2023 08:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4597