Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manantena hatrany (APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na sarotra aza Ray
Ny lalan-kalehako
Na mideza aza izay ho diaviko
Na ora-mikija, na koa anavandra
Na rivotra hifofo no mahazo ahy
Tsy ho kivy aho, tsy hiverin-dalana
Manantena Anao ry Tompo
F'ianao no hiaro ahy
F'izay ao Aminao dia tsy ho kivy
Fa manantena hatrany znfmlz Ray
Na ielemdj irery aza aho, na ory koa
Manantena hatrany
Fa ilay tononkira.serasera.org tananao no hatsotranao
Mba ho hmsnrga anjarako
Manantena hatrany...
APFM - STK Filadelfia
A/C: Misarivo RAKOTOARIVELO
Ny lalan-kalehako
Na mideza aza izay ho diaviko
Na ora-mikija, na koa anavandra
Na rivotra hifofo no mahazo ahy
Tsy ho kivy aho, tsy hiverin-dalana
Manantena Anao ry Tompo
F'ianao no hiaro ahy
F'izay ao Aminao dia tsy ho kivy
Fa manantena hatrany znfmlz Ray
Na ielemdj irery aza aho, na ory koa
Manantena hatrany
Fa ilay tononkira.serasera.org tananao no hatsotranao
Mba ho hmsnrga anjarako
Manantena hatrany...
APFM - STK Filadelfia
A/C: Misarivo RAKOTOARIVELO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APFM - Amboaram-Peo Feon'ny MiantsoHits : 601
Likes : 1 Like
Created by : NaxProd
Date : 28/02/2023 08:12
