Hampandresy ahy (APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tario lalana sgyd aho fa mitady ho very
Tohano hiakatra aza avela irery
Kristy ô, omeo ahy ny hery
Ahafahako mandresy ireo fankam-panahy
Ho mpiaro ahy sy ho mpitari-dalana ahy
2- Ampio ny tananao hampiarina ahy
Ilay hazavana tsy hampatahotra ahy
Jesoa ô, Ianao ilay teny tsy mivadika
Hampahery ahy, sy hampandresy ahy
Fiverenana:
Iny dvwqbg lalana iny anie ka feno fandrika
Ny onja mafy xinaamg be ka mora rendrika
Ianao sisa fiankinako Jesoa ô
Ka aza mandao na aiza na tononkira.serasera.org aiza misy ahy
APFM - STK Filadelfia
A/C: RABENARIVO Eric
Tohano hiakatra aza avela irery
Kristy ô, omeo ahy ny hery
Ahafahako mandresy ireo fankam-panahy
Ho mpiaro ahy sy ho mpitari-dalana ahy
2- Ampio ny tananao hampiarina ahy
Ilay hazavana tsy hampatahotra ahy
Jesoa ô, Ianao ilay teny tsy mivadika
Hampahery ahy, sy hampandresy ahy
Fiverenana:
Iny dvwqbg lalana iny anie ka feno fandrika
Ny onja mafy xinaamg be ka mora rendrika
Ianao sisa fiankinako Jesoa ô
Ka aza mandao na aiza na tononkira.serasera.org aiza misy ahy
APFM - STK Filadelfia
A/C: RABENARIVO Eric
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APFM - Amboaram-Peo Feon'ny MiantsoVangy : 701
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NaxProd
Daty : 28/02/2023 08:09
