Hampandresy ahy (APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tario lalana aho fa mitady ho very
Tohano hiakatra aza avela irery
Kristy ô, omeo ahy ny hery
Ahafahako mandresy ireo fankam-panahy
Ho mpiaro ahy sy ho mpitari-dalana ahy

2- Ampio ny tananao hampiarina ahy
Ilay hazavana tsy hampatahotra ahy
Jesoa ô, Ianao ilay teny tsy mivadika
Hampahery ahy, sy hampandresy ahy

Fiverenana:
Iny lalana iny anie ka feno fandrika
Ny onja mafy be ka mora rendrika
Ianao sisa fiankinako Jesoa ô
Ka aza mandao na aiza na aiza misy ahy

APFM - STK Filadelfia
A/C: RABENARIVO Eric
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : APFM - Amboaram-Peo Feon'ny Miantso
Visites : 292
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : NaxProd
Date : 28/02/2023 08:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725