Fantatro Fa... (Anyah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fotoana maro izay
No nahafantaranao ahy
Ianao te hilaza zavatra
Kanefa toa mihaohatra

Ekeko hoe izaho sy ianao
Samy mpinamana
Kanefa anie hatramizao
Tsy sahy ianao, toa tsy sahy

       (pont one)   Izaho anie efa sasa-miandry
                    kelksz      tononkira.serasera.org  Miandry ny ilazanao
                         lszducw Miandry ny ilazanao fa
                        Tiaka ianao, Tiako ianao



HOOK one: fantatro fa tia
                    Fantatro fa misy fitia
                    Any amp-ponao any
                   Ka nahoana no
                    Tsy nambara tamiko
                   Fantatro sabfqjj fa te
                   Fantatro fa te ho ahy ianao
                   Saingy tsy nahasahy ny hilaza fa
                   Lasa tiako ianao, tena tiako ianao

Ekeko hoe izaho sy ianao
Samy mpinamana
K’izany no manakana anao tsy amboraka
Fantatro satria ny masonao milaza fa tia
Milaza amiko hoe nahoana raha miara-dia

          (Pont two)

HOOK two: Fantatro …….


Raha toa ianao ka tsy sahy
Dia aleo ho mpinamana

      
             Tolyproject & Rhayo/Rhayo/Rhayo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anyah
Vangy : 20113
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Originale
Daty : 08/10/2006 08:32
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123