Madagasikara soa (Antson'ny famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba mamiko sy tiako ry ilay mpahary, ity nosy nomenao anay
Iriko tokoa raha ilay Gasikara xlbk no hanompo anao re ry Ray
Fa tena ankalaiko sy mahamenatra ahy indraindray ireto sampiny
Ka asandratray izao hira mxkyy izao mba hifonanay aminao
   Refrain:mba mangataka aho Jesoa,Ianao hamela anay
                 Mba henoy re ny talaho,mamindrà fo ny nosinay,
      tononkira.serasera.org       zobgb      Ka ny vavaka ao am-po,ny ventsoventsonay,
                 Ho sambatra tokoa ilay madagasikara soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antson'ny famonjena
Hits : 961
Likes : 0 Like
Created by : Paraniaina
Date : 05/03/2021 17:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2132