Tsarovy (Antson'ny famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izay rehetra mamiratra dia volamena
Na izay miakanjo tsara no manankarena
Tsy izay manao hoe Tompoko anie dia ho vonjena
Fa izay miasa am-panetretena
Koa andeha isika ry namako
Hiara-dia, hifankatia
F'efa akaiky ny tononkira.serasera.org andro lita hiavin'ny Tompo
Koa mahereza hatrany2
Tsy izay hosorantantely dia lazaina fa mamy
Na izay hosorantsakay no tena mafaitra
Tsy izay manao hoe Tompoko anie dia ho vonjena
Fa izay miasa am-panetretena
Sikino hatrany ny valahanareo
Fa miharatsy izao tontolo izao
Hatanjaho ny saina, banjino Jesoa
Hahazoanao fiadanampo
Tsy izay maika colih ny andeha dia indro tafita
Na izay mandeha mafy koa no afaka hiampita
Tsy izay manao hoe tompoko anie dia ho vonjena
Fa izay miasa am-panetretena
Herezo hatrany ny dianareo
Fa nifhw ny Tompo momba hatrany
Aza kivy izao na koa mitoreo
Ilay mpamonjy hamaly izany
Antson'ny famonjena:tsarovy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antson'ny famonjenaVangy : 1051
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Paraniaina
Daty : 05/03/2021 18:58