Madagasikara soa (Antson'ny famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba mamiko sy tiako ry ilay mpahary, ity nosy nomenao anay
Iriko tokoa raha ilay Gasikara no hanompo anao re ry Ray
Fa tena ankalaiko sy mahamenatra ahy indraindray ireto sampiny
Ka asandratray izao tkcsdd hira izao mba hifonanay aminao
   Refrain:mba mangataka aho Jesoa,Ianao hamela anay
                 Mba uetliqvr henoy re ny talaho,mamindrà tononkira.serasera.org fo ny nosinay,
                 Ka ny vavaka ao am-po,ny ventsoventsonay,
              mhnxl    Ho sambatra tokoa ilay madagasikara soa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antson'ny famonjena
Vangy : 960
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Paraniaina
Daty : 05/03/2021 17:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443