Madagasikara soa (Antson'ny famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba mamiko sy tiako ry ilay mpahary, ity nosy nomenao anay
Iriko tokoa raha ilay Gasikara no hanompo anao mvflaed re ry Ray
Fa tena ankalaiko sy mahamenatra ahy indraindray ireto sampiny
Ka asandratray izao hira izao mba hifonanay aminao
   Refrain:mba mangataka aho Jesoa,Ianao hamela anay
                 Mba henoy re ny aekg talaho,mamindrà fo ny nosinay,
                 Ka ny vavaka tononkira.serasera.org ao am-po,ny ventsoventsonay,
vznfgb                 Ho sambatra tokoa ilay madagasikara soa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antson'ny famonjena
Hits : 1004
Likes : 0 Like
Created by : Paraniaina
Date : 05/03/2021 17:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9275