Tsaroanao ve (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanao ve, ilay fomba fahagola .
Nisedran’izy Tompo an’i Abrahama stgnro ,
Hanao sorona ny zanany ho fitsapana ny fitiavany ( Indroa )
Koa tsiahivina amin’izany ny amin’ny soron’i Jesoa ,
Fitiavana miharihary sady tena lehibe tokoa
Nahatonga an’Andriamanitra , hanolotra ny zanany
Ho avotra sy famonjena ho an’ireo mahantra am-panahy
REF : Tsaroanao ve , Tsaroanao ve , Tsaroanao ve ilay soron’ny avo indrina
Endrey ny hafaliana azontsika tamin’iny alina iny fa ny nahafatesan’i Jesoa
Nitondra fiainana azo antoka ho antsika
Endrey ny hafaliana azontsika tamin’iny alina iny fa ny rà nalatsany tononkira.serasera.org ihany koa
Tonga fahafahana amin’ny ota
Ndeha derao ny fandresena lehibe mihezinezina , hobio ny hery nitsanganan’ny nanipahany ny fasana
Ny voninahitra etvhkw sy dera no indro atolotra ho anao , ry zanak’ondrin’Andriamanitra mpanavotra an’izao Tontolo izao

Nitondra fiainana azo antoka ho antsika bqyekpy
Endrey ny hafaliana azontsika tamin’iny alina iny fa ny rà nalatsany ihany koa
Tonga fahafahana amin’ny ota
Deraina ianao ry ilay mpanjaka , tena zanak’Andriamanitra , Deraina ianao ry ilay mpanjaka fa mpamonjy manan-kery , Ny fandresena azonao nampisokatra ny lanitra
Ny fandresena azonao nanavotanao ny very

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVangy : 734
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 20/12/2021 21:43