Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fenoy aho (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray axtxi haka ahy
1- Izao fiainana eto izao
Dia tsy ahy vinaina
Maro ireo sedraina toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao Jesoa smxmhw (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao oqhsvy ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
2- Izao fiainana eto izao feno kalalao
Mamitaka, mampisitaka Amio
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny tononkira.serasera.org Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
************************************************
A/C: FLAVIE Cynthia
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray axtxi haka ahy
1- Izao fiainana eto izao
Dia tsy ahy vinaina
Maro ireo sedraina toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao Jesoa smxmhw (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao oqhsvy ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
2- Izao fiainana eto izao feno kalalao
Mamitaka, mampisitaka Amio
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny tononkira.serasera.org Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
************************************************
A/C: FLAVIE Cynthia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVangy : 1384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vutus14
Daty : 01/04/2019 10:17
