Fenoy aho (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo tononkira.serasera.org sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
1- Izao fiainana eto izao
Dia tsy ahy vinaina
Maro ireo sedraina toa rzrzuo mampitaraina
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny gwxxtq Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
2- Izao fiainana eto izao feno kalalao
Mamitaka, mampisitaka Amio
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy bcuk aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
************************************************
A/C: FLAVIE Cynthia
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo tononkira.serasera.org sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
1- Izao fiainana eto izao
Dia tsy ahy vinaina
Maro ireo sedraina toa rzrzuo mampitaraina
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny gwxxtq Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
2- Izao fiainana eto izao feno kalalao
Mamitaka, mampisitaka Amio
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy bcuk aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
************************************************
A/C: FLAVIE Cynthia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVisites : 1383
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vutus14
Date : 01/04/2019 10:17
