Fenoy aho (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ajhtmkk ahy
1- Izao fiainana eto izao
Dia tsy ahy vinaina
Maro chzdz ireo sedraina toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
2- Izao fiainana eto izao feno tononkira.serasera.org kalalao
Mamitaka, mampisitaka Amio
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao acyct hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
************************************************
A/C: FLAVIE Cynthia
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ajhtmkk ahy
1- Izao fiainana eto izao
Dia tsy ahy vinaina
Maro chzdz ireo sedraina toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
2- Izao fiainana eto izao feno tononkira.serasera.org kalalao
Mamitaka, mampisitaka Amio
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.
Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao acyct hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy
************************************************
A/C: FLAVIE Cynthia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaHits : 1299
Likes : 0 Like
Created by : Vutus14
Date : 01/04/2019 10:17
