TSY AFENIKO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY AFENIKO
REF: Ray ô tsy afeniko
Tsy hiseho imasonao
Ny fahalotoako.
Ianao no hany tokana
Hery hianteherako
Hanafaka ahy tokoa.
1- Reny tononkira.serasera.org lala-nosoritanao ho ahy
Toa nioniako tsy natao an-tsaina akory
Fa naleoko nisafidy ny tsy fantatro
Izay nitondra ahy gsnvngub amin’ny haizina.
2- Reny anatra napetrakao ho qbla ahy
Toa zugrhteb niniako tsy natao an-tsaina akory
Fa naleoko dia nihaino ny tsy marina
Izay nisarika hanalavitra Anao.
REF: Ray ô tsy afeniko
Tsy hiseho imasonao
Ny fahalotoako.
Ianao no hany tokana
Hery hianteherako
Hanafaka ahy tokoa.
1- Reny tononkira.serasera.org lala-nosoritanao ho ahy
Toa nioniako tsy natao an-tsaina akory
Fa naleoko nisafidy ny tsy fantatro
Izay nitondra ahy gsnvngub amin’ny haizina.
2- Reny anatra napetrakao ho qbla ahy
Toa zugrhteb niniako tsy natao an-tsaina akory
Fa naleoko dia nihaino ny tsy marina
Izay nisarika hanalavitra Anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 2149
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 03:56
