TSY AFENIKO (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY AFENIKO

REF: Ray ô tsy afeniko
Tsy hiseho nkhjq imasonao
Ny fahalotoako.
Ianao no hany tokana
Hery hianteherako
Hanafaka ahy husq tokoa.


1- Reny lala-nosoritanao ho ahy
Toa nioniako tsy natao an-tsaina akory
Fa naleoko nisafidy ny tsy tononkira.serasera.org fantatro
Izay nitondra ahy bwmsx amin’ny haizina.


2- Reny anatra napetrakao ho ahy
Toa niniako tsy natao an-tsaina akory
Fa naleoko dia nihaino ny tsy marina
Izay nisarika hanalavitra Anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0983