Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOMPO O, ASEHOY ANAY NY RAY (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOMPO O ASEHOY ANAY NY RAY
REF: Tompo ô, asehoy anay ny Ray e!
Tompo ô, nrcnpx asehoy anay ny Ray e!
1- Izao tontolo harin-tananao izao
Dia manambara fa tsisy toa Anao
Ka mendrika hiderana Anao ry tononkira.serasera.org Ray
Fa izahay ninia tsy nahatoky Anao
2- Nohariana hitovy soab endrika Aminao izahay
Hifankatia tsy gnbb hifanavakavaka
Mahery ny fankam-panahy ry Ray
Ka izahay ninia tsy nahalala Anao
3- Nijoro ho andry hiankinanay Ianao
Raha toa ka tojo ny onjam-piainana
Nanolo-tànana anay Ianao
Fa izahay ninia tsy nifikitra Aminao
Volume I \" MIFANKATIAVA\"
REF: Tompo ô, asehoy anay ny Ray e!
Tompo ô, nrcnpx asehoy anay ny Ray e!
1- Izao tontolo harin-tananao izao
Dia manambara fa tsisy toa Anao
Ka mendrika hiderana Anao ry tononkira.serasera.org Ray
Fa izahay ninia tsy nahatoky Anao
2- Nohariana hitovy soab endrika Aminao izahay
Hifankatia tsy gnbb hifanavakavaka
Mahery ny fankam-panahy ry Ray
Ka izahay ninia tsy nahalala Anao
3- Nijoro ho andry hiankinanay Ianao
Raha toa ka tojo ny onjam-piainana
Nanolo-tànana anay Ianao
Fa izahay ninia tsy nifikitra Aminao
Volume I \" MIFANKATIAVA\"
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 2084
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RNJP
Date : 28/10/2004 03:54
