TOMPO O, ASEHOY ANAY NY RAY (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOMPO cvspfov O ASEHOY ANAY hbuxukbj NY RAY

REF: Tompo ô, asehoy anay ny Ray pddj e!
Tompo ô, asehoy anay ny Ray e!

1- Izao tontolo harin-tananao izao
Dia manambara fa tsisy toa Anao
Ka mendrika hiderana Anao ry Ray
Fa izahay ninia tsy nahatoky Anao

2- Nohariana hitovy endrika Aminao izahay
Hifankatia tsy hifanavakavaka
Mahery ny fankam-panahy ry Ray
Ka izahay ninia tsy nahalala Anao

3- Nijoro ho andry hiankinanay Ianao
Raha toa ka tojo ny onjam-piainana
Nanolo-tànana anay Ianao
Fa izahay ninia tsy nifikitra Aminao

Volume I \" MIFANKATIAVA\" tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'i Fenomanana
Visites : 2113
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RNJP
Date : 28/10/2004 03:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344