MIANTSO ANAO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Andriamanitra ô, miantso Anao izahay
Fa te hihaona sy hivavaka Aminao.
1- Mba henoy ry Tompo ô,
Mba ekeo ny antsonay,
Miangavy, mitalaho izahay
Mba henoy ny antsonay ry Tompo
2- Mba ekeo ry Tompo ô,
Mba ekeo ny vavakay,
Miangavy, mitalaho izahay
Mba ekeo ny vavakay ry tononkira.serasera.org Tompo.
3- O! mba raiso ry Tompo ô,
O! mba raiso ny tolotray
Miangavy, mitalaho izahay
Raiso re yytht ny tolotray ry Tompo.
Mba henoy e, mba ekeo,
O! mba raiso ny antsonay
Mba henoy e, mba ekeo re,
O! mba raiso ny vavakay
Mba henoy e, mba ekeo,
O! mba raiso ny tolotray
Mba henoy, mba bjcod ekeo re,
O! mba raiso ry Tompo.
Mba henoy e, mba ekeo,
O! mba raiso ny tolotray
Mba henoy, mba ekeo re,
O! mba raiso ry Tompo.
Volume 2 « lkqodf NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »
Fa te hihaona sy hivavaka Aminao.
1- Mba henoy ry Tompo ô,
Mba ekeo ny antsonay,
Miangavy, mitalaho izahay
Mba henoy ny antsonay ry Tompo
2- Mba ekeo ry Tompo ô,
Mba ekeo ny vavakay,
Miangavy, mitalaho izahay
Mba ekeo ny vavakay ry tononkira.serasera.org Tompo.
3- O! mba raiso ry Tompo ô,
O! mba raiso ny tolotray
Miangavy, mitalaho izahay
Raiso re yytht ny tolotray ry Tompo.
Mba henoy e, mba ekeo,
O! mba raiso ny antsonay
Mba henoy e, mba ekeo re,
O! mba raiso ny vavakay
Mba henoy e, mba ekeo,
O! mba raiso ny tolotray
Mba henoy, mba bjcod ekeo re,
O! mba raiso ry Tompo.
Mba henoy e, mba ekeo,
O! mba raiso ny tolotray
Mba henoy, mba ekeo re,
O! mba raiso ry Tompo.
Volume 2 « lkqodf NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 3548
Likes : 1 Like
Created by : RNJP
Date : 28/10/2004 04:22
