KRISTY VELONA (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Endrey ny fitiavanao
Nasehonao niharihary e!
Nomenao ho sorom-pamonjena tononkira.serasera.org
Ny Zanakao tokana
Ka ny fasana aza
Efa noreseny
Satria efa voasoratra fa :


REF: “Aleloia, Aleloia
Nahoana no bdxtkg aty amin’ny maty
No hitadiavana ny velona
Efa nitsangan-ko velona Izy,
Koa mifalia, miravoa.“


2- Tsy orim-piadanam-po
Izay mifefy Aminao e!
Nomenao ho sorom-pitiavana
Ny Zanakao qvudgd tokana
Mba tsy ho very
Izay mino Anao
Satria efa voalahatra fa :


Volume 2 « NY kabta FIANGONANA NO FIOMBONANA »

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Vangy : 2995
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 04:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358