Ho iray ao aminao (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fijaliana niaretanao ho fanavotana ahy
No fara-fitiavana antoky ny fahavelomako
Refrain: Maty novonoina ianao
thlb Fa nandresy ny fahafatesana
Nitsangana ho velona
Hamondrona ho iray ireo voafidinao
2-Tsy ho very anjara izay matoky ny famonjenao
Fa nodiovinao tamin'ny ra izay nalatsakao
3-Ho iray ao aminao e, ho iray mandrakizay e
Mba ho iray cvckshf ao aminao izahay Jesoa o
Akaikinao , anilanao
Ka higoka ny hasambarana atolotrao
Any am-paradisa, any an-danitra any
Ho iray e, ao aminao e
Ho iray e, tononkira.serasera.org mandrakizay e
Antsan'i Fenomanana 11 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 "Hihira ho anao " frss

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 1159
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiorihasinavalona
Daty : 18/01/2020 22:41