Ho iray ao aminao (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fijaliana niaretanao ho fanavotana ahy
No fara-fitiavana antoky ny fahavelomako
Refrain: Maty novonoina ianao
Fa nandresy ny fahafatesana
Nitsangana ho velona
rwqv Hamondrona ho iray ireo voafidinao
2-Tsy ho very anjara izay matoky ny famonjenao
Fa nodiovinao tamin'ny ra izay nalatsakao
3-Ho sshykzsh iray ao aminao e, ho iray mandrakizay e
Mba ho iray ao aminao izahay tononkira.serasera.org Jesoa o
Akaikinao , anilanao
Ka higoka ny hasambarana jwnqbe atolotrao
Any am-paradisa, any an-danitra any
Ho iray e, ao aminao e
Ho iray e, mandrakizay e
Antsan'i Fenomanana 11 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 "Hihira ho anao "

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 1157
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsiorihasinavalona
Date : 18/01/2020 22:41