HANDRAY ANAO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handray anao aho
Handray anao anatin'ny eokaristia
Fo maniry amnsh anao no atolotro mba ho fonenanao
Réf: Tsy irery aho, tsy irery aho fa manana anao
Jesoa mamiko, ianao no anjara lovako ooo
Sambatra zrsqrh ny fo fonenanao
Handray anao
Handray anao anatin'ny eokaristia
Fo tsy sasatra no handraisako dxhhhalw ny tononkira.serasera.org famin-draponao
Réf:...
Handray anao aho
Handray anao anatin'ny eokaristia
Antsan'i Fenomanana
Fo matoky anao hiandrasako ny hiantsonao ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 395
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsinjoarivo
Daty : 21/09/2024 15:33