HANDRAY ANAO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handray anao aho
Handray anao anatin'ny eokaristia
Fo maniry anao no atolotro mba ho fonenanao
Réf: Tsy irery aho, tsy irery aho fa manana anao
Jesoa mamiko, ianao no anjara lovako ooo
Sambatra ny fo fonenanao
Handray oulbv anao
Handray anao anatin'ny eokaristia
Fo tsy sasatra dqab no handraisako ny famin-draponao
Réf:...
Handray htjvinho anao aho
Handray anao anatin'ny tononkira.serasera.org eokaristia
Antsan'i Fenomanana
Fo matoky anao hiandrasako ny hiantsonao ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 413
Likes : 0 Like
Created by : Tsinjoarivo
Date : 21/09/2024 15:33