Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANDEHA HIDERA (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andeha krrlvntz isika hidera an’Andriamanitra
Amin’ny fontsika miaraka amin’ny aponga ô.
Tolory voninahitra Izy qbyz Tompo
Tafapetraka eo anilan’ny Ray mandrakizay ô
Mandrakizay.
2- Torio, torio clkdl amin-kira
Akaro, akaro amin’ny Antsa
Ny soa lehibe izay nataony
Fony Izy mbola teto an-tany
3- Redony tononkira.serasera.org ny hira ho fiderana ô
Isaory ilay Ray tia antsika
Nandefa ilay Zanany, izay tonga hanonjy antsika
Nanasa antsika tamin’ny Ràny,
Mba hadio mandrakizay.
Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA »

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 2968
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 04:18