TIAKO IANAO (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira aho ho Anao mandrakizay
Ho Anao irery Ilay tia ahy
Ny tànanao mamikitra ahy
Ianao irery no tsy hamitaka ahy
Fitsapana mety ahamay
Tsy handoro ahy
Voaaro aho eo an-tànanao
TIAKO IANAO.

Mino Anao aho, TIAKO IANAO
Misaotra Anao aho, Misaotra Anao aho
Afaka aho sitrana
Misaotra Anao aho, Misaotra Anao aho.

Mpanjakanay, Mandrakizay
Manome mihoatra noho ny irianay
Fahasoavanao mameno ahy
Fahefanao natolotrao ahy
Babonao...Resinao..ny Foko lasanao
Voavonjy tononkira.serasera.org aho noho ny Rànao
TIAKO IANAO

Mino Anao aho, TIAKO IANAO
Misaotra Anao aho, Misaotra Anao aho
Afaka aho sitrana
Misaotra Anao aho, Misaotra Anao aho.

Hosana, Haleloia ho ksitvr Anao Kristy Ilay TIA Mandrakizay
Hosana, Haleloia velona mandrakizay Ilay TIANAY
Hosana, Haleloia ho Anao Kristy Ilay TIA Mandrakizay
Hosana, Haleloia velona mandrakizay Ilay TIANAY

Haleloia, Haleloia Ou oh oh Fitiavana Ianao

Haleloia, Haleloia Ou oh oh fhyononk Fitiavana Ianao

Mino Anao yuvfctn aho TIAKO IANAO
Misaotra Anao aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsa an'i Kristy
Vangy : 4354
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 15/09/2018 16:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.056