Vavaka (ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An-tànanao ry Raiko no apetrako izao
Ny fiainako sapcrvrh rehetra sy izay mikasika ahy
Na mafy na ho mora izay ho diaviko
Tsy hatahotra qhfgwppc aho satria ianao ilay be fitia
No vqtcshtj efa nialoha ahy
Ref:
Satria ianao (eny ianao) ilay tia anay
Na ratsy (avokoa) aza izahay
Navotanao
Fa tsy hoe maloto (voaloto ny) ilay fo
Ka meloka(diso) tokoa
Dia narianao, nafahanao
Afaka izahay, tononkira.serasera.org nodiovinao
Diovinao ny fonay
Ireo ory sy mijaly mbanjino Tompo ô
Omeo taram-pahazavana sy fahasoavana
Fafao ny ranomaso, ny kapoka nanjo
Iantranoy ao ilay fo maratra be manjo
Dia ho sitrana tokoa
Ny fiainako sapcrvrh rehetra sy izay mikasika ahy
Na mafy na ho mora izay ho diaviko
Tsy hatahotra qhfgwppc aho satria ianao ilay be fitia
No vqtcshtj efa nialoha ahy
Ref:
Satria ianao (eny ianao) ilay tia anay
Na ratsy (avokoa) aza izahay
Navotanao
Fa tsy hoe maloto (voaloto ny) ilay fo
Ka meloka(diso) tokoa
Dia narianao, nafahanao
Afaka izahay, tononkira.serasera.org nodiovinao
Diovinao ny fonay
Ireo ory sy mijaly mbanjino Tompo ô
Omeo taram-pahazavana sy fahasoavana
Fafao ny ranomaso, ny kapoka nanjo
Iantranoy ao ilay fo maratra be manjo
Dia ho sitrana tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida FianarantsoaVangy : 300
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rolso
Daty : 15/02/2026 18:15
