Aiza moa (ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza moa ianareo, aiza ety izay olona niavaka
Fa nahavaly ny hatsaran’ilay (Andriamanitra)
Na dia olona iray
Aiza moa ianareo, mpivahiny vizana sy sasatra
Ô apwufsh manatona fa anio ho anao
Ref:
Anio ho anao,ho anao ilay Mesia
Manatona f’izao no andro
Famonjen’ilay Tsitoha Mpamonjy
Nareo izay mxknkc mavesatr’entana
Fa Jehovah nanome ny
(Fa Jehovah nanome nanome)
Zanany lahy tokana ho antsika eto an-tany
(Zanany tokana ho antsika eto tononkira.serasera.org an-tany eto an-tany)
Ny asany dia marina avokoa
Fa Jehovah nampiseho
(Fa Jehovah nampiseho nampiseho)
Ny voninahiny ho antsika efa nekeny
Asanao, ianao izay hanadino ireo
Izay foinao anio atolory avokoa
Mahatoky ireny didiny Jehovah
Efa mandrakizay (maharitra)
Mandrakizay tokoa
Ny fiti(fitia)vany izay nandray ny zanany
(Ao am-po) Ao am-pony f’efa nandray ny Tsitoha
MAmindra fo miantra anao izao
(Fa izy) Izy zanaky nyRay
(Fa izy) Izy no antsika mandrakizay
Tompo ô mampianara f’izay kely mba mety ho vitako
Tsy hahatakatra ny haben’ny fitia (efa nomenao ahy)
Ka ataoko aminao
Fantatrao, fantatrao ny ao am-po tsy takatr’izay saiko
Aty anaty fahotana ho anao olomyzyr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida FianarantsoaVangy : 223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rolso
Daty : 27/01/2026 19:38