Fagnina (ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh ao ve agnareo aFa ny hatagny Fianara zao avy zao
Agnay re hitondra ny fiteny magnatrika anareo a
Avy amin’ny ray sy reny hatagny betsileo a
Arabaina e soa fa tratsa nahazo fitahiana
Avy amin’Andriamanitra hihaogna am-pifaliana
Eh, eh, eh isaorana ny Tompo a a
Nanome ny aigna mba hivilomana
Eh ao ve agnareo a
Fa ny hatagny Fianara zao avy zao
Lehe agnao taitsa amin’ny fiovana ny hafa ro tompoana
Ndao f’aza tamana tano ny finoana
Fa Jesosy e zao ro fahamarinana no mpamonjy soa
Agnao aza vareana amin’ny raha tsa hahasoa
Eh, eh, eh miorena f’aza miova a a
Ny eto any moa ko fandalovana
Eh ao ve agnareo a
Fa ny hatagny Fianara zao avy zao
Dia izay e zao ro fagnina nakarintsika teto a
Ataovy ny vinavina haperakay aoeo a
Lehe nareo e mahatsiahitsiahy ko dia mametsovetso a
Omenay taratasy hanoratana adiresy a
Eh, eh, eh dia mba alao sary a a
Alao sary mba himanignana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida FianarantsoaVangy : 8
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rolso
Daty : 26/01/2026 16:28
