Vavaka (ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An-tànanao ry Raiko no apetrako izao
Ny fiainako rehetra sy izay mikasika ahy
Na mafy na ho mora izay ho diaviko
Tsy hatahotra aho satria ianao ilay be fitia
No efa nialoha ahy

Ref:
Satria ianao (eny ianao) ilay tia anay
Na ratsy (avokoa) aza izahay
Navotanao
Fa tsy hoe maloto (voaloto ny) ilay fo
Ka meloka(diso) tokoa
Dia narianao, nafahanao
Afaka izahay, nodiovinao
Diovinao ny fonay

Ireo ory sy mijaly mbanjino Tompo ô
Omeo taram-pahazavana sy fahasoavana
Fafao ny ranomaso, ny kapoka nanjo
Iantranoy ao ilay fo maratra be manjo
Dia ho sitrana tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida Fianarantsoa
Hits : 37
Likes : 0 Like
Created by : Rolso
Date : 15/02/2026 18:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0439