FINARITRA (Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Finaritra ny olon’afaka
Nahazo ny fiainan-danitra
Hidera ny Jesoa Mpamonjiko
Fa mahatoky ny Mpamonjiko
Ventesiko ny hira mamiko
Asandratro ny Antema iainako
Fa feno toky izao ny tenako
Nahazo famonjena mahasoa
’Reo biby maro monina ao an’ala
Mba sambatra ve? mba saino ange?
Na dia tononkira.serasera.org misy ady tsy miato
Ny Tompoko no dkxewg ampinga sy harambato
Izaho dia imjh ravo satria tsy ho lavo
Ho tretrika tokoa sy ravo ao am-po
Fa misy manda manodidina ahy rxfg koa.
Nahazo ny fiainan-danitra
Hidera ny Jesoa Mpamonjiko
Fa mahatoky ny Mpamonjiko
Ventesiko ny hira mamiko
Asandratro ny Antema iainako
Fa feno toky izao ny tenako
Nahazo famonjena mahasoa
’Reo biby maro monina ao an’ala
Mba sambatra ve? mba saino ange?
Na dia tononkira.serasera.org misy ady tsy miato
Ny Tompoko no dkxewg ampinga sy harambato
Izaho dia imjh ravo satria tsy ho lavo
Ho tretrika tokoa sy ravo ao am-po
Fa misy manda manodidina ahy rxfg koa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR AnosizatoVangy : 2656
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/01/2006 09:40
