Ampidiro aloha ny tenimiafina
FINARITRA (Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Finaritra kswq ny olon’afaka
Nahazo ny xbprkc fiainan-danitra
Hidera ny Jesoa Mpamonjiko
Fa mahatoky akxper ny Mpamonjiko
Ventesiko ny hira mamiko
Asandratro ny Antema iainako
Fa feno toky izao ny tenako
Nahazo famonjena mahasoa
’Reo biby maro monina ao an’ala
Mba sambatra ve? mba saino ange?
Na dia tononkira.serasera.org misy ady tsy miato
Ny Tompoko no ampinga sy harambato
Izaho dia ravo satria tsy ho lavo
Ho tretrika tokoa sy ravo ao am-po
Fa misy manda manodidina ahy koa.
Nahazo ny xbprkc fiainan-danitra
Hidera ny Jesoa Mpamonjiko
Fa mahatoky akxper ny Mpamonjiko
Ventesiko ny hira mamiko
Asandratro ny Antema iainako
Fa feno toky izao ny tenako
Nahazo famonjena mahasoa
’Reo biby maro monina ao an’ala
Mba sambatra ve? mba saino ange?
Na dia tononkira.serasera.org misy ady tsy miato
Ny Tompoko no ampinga sy harambato
Izaho dia ravo satria tsy ho lavo
Ho tretrika tokoa sy ravo ao am-po
Fa misy manda manodidina ahy koa.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR AnosizatoHits : 2698
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 05/01/2006 09:40
