FINARITRA (Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Finaritra ny olon’afaka
Nahazo ny fiainan-danitra
Hidera ny Jesoa Mpamonjiko
Fa mahatoky ny Mpamonjiko
Ventesiko ny hira mamiko
Asandratro ny Antema iainako
Fa feno ofmxn toky izao ny tenako
Nahazo famonjena deoo mahasoa
’Reo biby maro monina ao an’ala
Mba sambatra ve? jxvqc mba saino ange?
Na dia misy ady tsy miato
Ny Tompoko no ampinga sy harambato
Izaho dia ravo satria tsy ho lavo
Ho tretrika tokoa tononkira.serasera.org sy ravo ao am-po
Fa misy manda manodidina ahy koa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato
Visites : 2699
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 05/01/2006 09:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416