FIDERANA (Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato)

Ndreto ’zahay zanakao Ray ô! Midera Anao
Faly fa nohasohavinao. Midera Anao
Haleloia! Haleloia!
Voninahitra anie ho Anao mandrakizayTsiky dia ampy

Ndreto ’zahay zandrinao Jesoa. Mihoby Anao
RAvo ery fa novimbininao. Mihoby Anao
Haleloia! Haleloia!
Haja saotra ho Anao.

Hozana! Amen!

FETY 21/01/06

Mpihira : Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato
Mpamaky : 2111
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 25/01/2006 05:41:34
ID : 3430

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo