TSAROVINAO (antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra")
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovinao ô ry velona eto an-tany
Fa ny fiainanao anie fandalovana ihany chwl
Atsaharo izao tononkira.serasera.org ny adalana izay fanao
F’any amparany any hanenenanao
Atoroy anay ny aleha Andriamanitra ô!
Fa ianao no Ray mpitarika anay
Aza avelanao ho resin’ireo
’reo fahavalo mpanejika anay
Mihonona ihany raha sendra fijaliana
Fa tsy misy izay hsixwch tsy ho resy ka alaviro ny Hakiviana
Ao ambony kagu ao Andriamanitra mijery
Izy no miahy ireo Ondry very
Fa ny fiainanao anie fandalovana ihany chwl
Atsaharo izao tononkira.serasera.org ny adalana izay fanao
F’any amparany any hanenenanao
Atoroy anay ny aleha Andriamanitra ô!
Fa ianao no Ray mpitarika anay
Aza avelanao ho resin’ireo
’reo fahavalo mpanejika anay
Mihonona ihany raha sendra fijaliana
Fa tsy misy izay hsixwch tsy ho resy ka alaviro ny Hakiviana
Ao ambony kagu ao Andriamanitra mijery
Izy no miahy ireo Ondry very
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"Vangy : 2401
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : whitney2
Daty : 28/09/2007 16:23
