Fanjakan'Andriamanitra (antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra")

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! inona nno wulymeqn ataoko
Hahavelona ahy mandrakizay
Fa ny didinao rehetra rdcwvbw
Dia efa voatandriko avokoa

Raha te ho velon’aina ianao
Dia amidio ny fanananao
Ka zarao amin’ireo mahantra tononkira.serasera.org
Dia hanana rakitra any an-danitra ianao

Rehefa vitanao izany
Dia avia ianao hanaraka ahy
F’izay rehetra mahafoy
No hanana ny fiainana mandrakizay

Lazaiko aminareo izao
Fa sarotra ho an’ny mpanankarena
ny hidiran’izy ireo wcoigbd amin’ny Fanjakan’Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"
Hits : 2795
Likes : 0 Like
Created by : whitney2
Date : 28/09/2007 16:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5137