TSAROVINAO (antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra")

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovinao ô ry velona eto an-tany
Fa ny fiainanao anie ssodyh fandalovana ihany
Atsaharo izao ny tononkira.serasera.org adalana izay fanao
F’any amparany any hanenenanao

Atoroy anay ny aleha Andriamanitra ô!
Fa ianao no Ray mpitarika anay
Aza avelanao ho resin’ireo
’reo fahavalo mpanejika anay

Mihonona ihany raha sendra ngyz fijaliana
Fa tsy misy izay tsy evhb ho resy ka alaviro ny Hakiviana
Ao ambony ao Andriamanitra mijery
Izy no miahy ireo Ondry very

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"
Visites : 2400
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : whitney2
Date : 28/09/2007 16:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301