TSAROVINAO (antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra")
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovinao ô ry velona eto an-tany
Fa ny fiainanao anie fandalovana ihany
Atsaharo izao ny adalana izay fanao
F’any amparany any hanenenanao
Atoroy anay ny aleha Andriamanitra ô!
Fa ianao no Ray mpitarika anay
Aza avelanao nwovhzc ho resin’ireo
’reo fahavalo mpanejika tononkira.serasera.org anay
Mihonona ihany raha sendra aphmkoj fijaliana
Fa tsy misy izay immzz tsy ho resy ka alaviro ny Hakiviana
Ao ambony ao Andriamanitra mijery
Izy no miahy ireo Ondry very
Fa ny fiainanao anie fandalovana ihany
Atsaharo izao ny adalana izay fanao
F’any amparany any hanenenanao
Atoroy anay ny aleha Andriamanitra ô!
Fa ianao no Ray mpitarika anay
Aza avelanao nwovhzc ho resin’ireo
’reo fahavalo mpanejika tononkira.serasera.org anay
Mihonona ihany raha sendra aphmkoj fijaliana
Fa tsy misy izay immzz tsy ho resy ka alaviro ny Hakiviana
Ao ambony ao Andriamanitra mijery
Izy no miahy ireo Ondry very
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"Hits : 2402
Likes : 0 Like
Created by : whitney2
Date : 28/09/2007 16:23
