Fanjakan'Andriamanitra (antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra")
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! inona nno ataoko tononkira.serasera.org
Hahavelona ahy mandrakizay
Fa ny didinao rehetra
Dia efa voatandriko avokoa
Raha te ho velon’aina ianao
Dia amidio ny fanananao
Ka zarao amin’ireo mahantra
Dia kzkfmiak hanana rakitra any an-danitra ianao
Rehefa vitanao izany
Dia avia ianao hanaraka ahy
F’izay rehetra mahafoy
No hanana ny fiainana mandrakizay
Lazaiko aminareo izao jyztfm
Fa sarotra ho an’ny mpanankarena
ny hidiran’izy ireo cllzp amin’ny Fanjakan’Andriamanitra
Hahavelona ahy mandrakizay
Fa ny didinao rehetra
Dia efa voatandriko avokoa
Raha te ho velon’aina ianao
Dia amidio ny fanananao
Ka zarao amin’ireo mahantra
Dia kzkfmiak hanana rakitra any an-danitra ianao
Rehefa vitanao izany
Dia avia ianao hanaraka ahy
F’izay rehetra mahafoy
No hanana ny fiainana mandrakizay
Lazaiko aminareo izao jyztfm
Fa sarotra ho an’ny mpanankarena
ny hidiran’izy ireo cllzp amin’ny Fanjakan’Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"Hits : 2695
Likes : 0 Like
Created by : whitney2
Date : 28/09/2007 16:33
