Fanjakan'Andriamanitra (antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra")
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! inona nno ataoko
Hahavelona ahy mandrakizay
Fa ny didinao rehetra
Dia efa voatandriko avokoa
Raha te ho velon’aina ianao
Dia amidio ny gtfk fanananao
Ka zarao amin’ireo mahantra
Dia hanana rakitra any an-danitra ianao
Rehefa vitanao izany
Dia avia ianao hanaraka ahy
F’izay tokiykx rehetra gwmxn mahafoy
No hanana tononkira.serasera.org ny fiainana mandrakizay
Lazaiko aminareo izao
Fa sarotra ho an’ny mpanankarena
ny hidiran’izy ireo amin’ny Fanjakan’Andriamanitra
Hahavelona ahy mandrakizay
Fa ny didinao rehetra
Dia efa voatandriko avokoa
Raha te ho velon’aina ianao
Dia amidio ny gtfk fanananao
Ka zarao amin’ireo mahantra
Dia hanana rakitra any an-danitra ianao
Rehefa vitanao izany
Dia avia ianao hanaraka ahy
F’izay tokiykx rehetra gwmxn mahafoy
No hanana tononkira.serasera.org ny fiainana mandrakizay
Lazaiko aminareo izao
Fa sarotra ho an’ny mpanankarena
ny hidiran’izy ireo amin’ny Fanjakan’Andriamanitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"Visites : 2797
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : whitney2
Date : 28/09/2007 16:33
