Fanjakan'Andriamanitra (antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra")
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! inona nno ataoko
Hahavelona ahy mandrakizay
Fa ny didinao rehetra gzabio
Dia efa voatandriko tononkira.serasera.org avokoa
Raha te ho velon’aina ianao
Dia amidio ny fanananao
Ka zarao amin’ireo mahantra
Dia hanana rakitra any an-danitra ianao
Rehefa vitanao izany
Dia avia itsj ianao sqrf hanaraka ahy
F’izay rehetra mahafoy
No hanana ny fiainana mandrakizay
Lazaiko aminareo izao
Fa sarotra ho an’ny mpanankarena
ny hidiran’izy ireo amin’ny Fanjakan’Andriamanitra
Hahavelona ahy mandrakizay
Fa ny didinao rehetra gzabio
Dia efa voatandriko tononkira.serasera.org avokoa
Raha te ho velon’aina ianao
Dia amidio ny fanananao
Ka zarao amin’ireo mahantra
Dia hanana rakitra any an-danitra ianao
Rehefa vitanao izany
Dia avia itsj ianao sqrf hanaraka ahy
F’izay rehetra mahafoy
No hanana ny fiainana mandrakizay
Lazaiko aminareo izao
Fa sarotra ho an’ny mpanankarena
ny hidiran’izy ireo amin’ny Fanjakan’Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"Hits : 2797
Likes : 0 Like
Created by : whitney2
Date : 28/09/2007 16:33
