TSAROVINAO (antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra")
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovinao ô ry velona eto jtmrv an-tany
Fa ny fiainanao anie fandalovana ihany
Atsaharo oazrstjp izao ny adalana izay fanao
F’any amparany any hanenenanao
Atoroy anay ny aleha Andriamanitra ô!
Fa ianao no Ray mpitarika anay
Aza avelanao ho resin’ireo
’reo fahavalo mpanejika anay
Mihonona ihany raha nljye sendra fijaliana
Fa tsy misy izay tsy ho resy ka alaviro ny Hakiviana
Ao ambony ao Andriamanitra mijery
Izy tononkira.serasera.org no miahy ireo Ondry very

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : antoko mpihira "Antsan'ny Lanitra"Vangy : 2366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : whitney2
Daty : 28/09/2007 16:23