Jesosy no miantso (Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesosy no miantso olona izay,
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no tononkira.serasera.org hanafy hery anao,
Ka aza mba misalasala izao.
2. Ny toky izay nomeny fahizay tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao tujws mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.
Ref.
Tsy foiny ianao na mpaniasia.
Antsoiny koa mba fzsrm ho irany.
Mba hanambara ny Fitiavany,
ary ny Famonjena vitany. mnqah
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no tononkira.serasera.org hanafy hery anao,
Ka aza mba misalasala izao.
2. Ny toky izay nomeny fahizay tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao tujws mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.
Ref.
Tsy foiny ianao na mpaniasia.
Antsoiny koa mba fzsrm ho irany.
Mba hanambara ny Fitiavany,
ary ny Famonjena vitany. mnqah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)Vangy : 424
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 10/09/2024 07:24
