Jesosy no miantso (Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesosy no miantso olona izay,
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no jsnzny hanafy hery anao,
Ka aza mba misalasala izao.
2. Ny toky izay nomeny fahizay tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.
Ref.
Tsy foiny ianao na pewoehfr mpaniasia.
Antsoiny koa mba ho irany.
Mba hanambara ny Fitiavany,
ary ny tononkira.serasera.org Famonjena vitany. zuxsf
mba handeha hanao ny Asany ety.
Izy no jsnzny hanafy hery anao,
Ka aza mba misalasala izao.
2. Ny toky izay nomeny fahizay tety,
Dia mbola manankery hatrizao.
Homba anao mandrakariva Izy,
Manolora tena, matokia.
Ref.
Tsy foiny ianao na pewoehfr mpaniasia.
Antsoiny koa mba ho irany.
Mba hanambara ny Fitiavany,
ary ny tononkira.serasera.org Famonjena vitany. zuxsf
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)Visites : 423
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 10/09/2024 07:24
