Inty aho (Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Duo.
1. Noho ny antsonao, inty aho Jesoa.
Ho ankaikinao, hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ho laviko.
2. Hanompo Anao ny tononkira.serasera.org fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny teninao siogwn hitarika ahy.
Ka ho an-danitra rahatrizay.
Ref.
Ela no rczgq niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo fisalasalako.
Saika nandavako Anao.
Ankehitriny ycbdigg inty aho.
Vonona ho irako.
Ka izay sitrakao no sitrako.
1. Noho ny antsonao, inty aho Jesoa.
Ho ankaikinao, hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ho laviko.
2. Hanompo Anao ny tononkira.serasera.org fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny teninao siogwn hitarika ahy.
Ka ho an-danitra rahatrizay.
Ref.
Ela no rczgq niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo fisalasalako.
Saika nandavako Anao.
Ankehitriny ycbdigg inty aho.
Vonona ho irako.
Ka izay sitrakao no sitrako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)Vangy : 451
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 10/09/2024 07:22
