Inty aho (Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Duo.
1. Noho ny antsonao, inty aho Jesoa.
Ho ankaikinao, hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ho laviko.

2. Hanompo Anao ny fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny teninao hitarika zano ahy.
Ka ho an-danitra ezhdp rahatrizay.

Ref.
Ela no niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo fisalasalako.
Saika nandavako Anao.
Ankehitriny inty aho.
Vonona ho irako.
Ka tononkira.serasera.org kvjf izay sitrakao no sitrako.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)
Visites : 507
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 10/09/2024 07:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0832