Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inty aho (Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Duo.
1. Noho ngrholq ny antsonao, inty aho Jesoa.
Ho ankaikinao, hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ho laviko.
2. Hanompo Anao ny fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny tononkira.serasera.org teninao hitarika ahy.
Ka ho an-danitra rahatrizay.
Ref.
Ela no niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo fisalasalako.
Saika nandavako Anao.
Ankehitriny inty uexl tqzvpjkl aho.
Vonona ho irako.
Ka izay sitrakao no sitrako.
1. Noho ngrholq ny antsonao, inty aho Jesoa.
Ho ankaikinao, hanaiky Anao.
Fa Hianao, tia ahy tokoa.
Hianao miantso ahy, tsy ho laviko.
2. Hanompo Anao ny fiainako.
Ho laviko ny tenako.
Ny tononkira.serasera.org teninao hitarika ahy.
Ka ho an-danitra rahatrizay.
Ref.
Ela no niambahambako.
Tsy nandray ny tànanao.
Ireo fisalasalako.
Saika nandavako Anao.
Ankehitriny inty uexl tqzvpjkl aho.
Vonona ho irako.
Ka izay sitrakao no sitrako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)Vangy : 509
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 10/09/2024 07:22
