Katsaho aloha (Anteman'i Libanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao
Sy mba nosaininao ?
Fa ny eto hiiku an-tany agkwc
Tsisy fiadanan-tsaina.
F’izay irin’ny fo,
Sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany,
Na mamiratra aok’izany.
Fa ny azo hitokiana,
Hanome fifaliana
Tsy hita lany,
Tsy iza fa Kristy !
Katsaho aloha
Ny hitoerany ao qpkpptow anatinao
Fa aza lany andro
Am’izao hita izao
Mba jereo ny voron’any an’ala,
F’izy ireny, fa tononkira.serasera.org izy ireny
Tsy mamafy na mijinja,
Kanefa tsy manan’ahiahy,
Fa ny Tompo
No momba sy mitahy.
Sy mba nosaininao ?
Fa ny eto hiiku an-tany agkwc
Tsisy fiadanan-tsaina.
F’izay irin’ny fo,
Sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany,
Na mamiratra aok’izany.
Fa ny azo hitokiana,
Hanome fifaliana
Tsy hita lany,
Tsy iza fa Kristy !
Katsaho aloha
Ny hitoerany ao qpkpptow anatinao
Fa aza lany andro
Am’izao hita izao
Mba jereo ny voron’any an’ala,
F’izy ireny, fa tononkira.serasera.org izy ireny
Tsy mamafy na mijinja,
Kanefa tsy manan’ahiahy,
Fa ny Tompo
No momba sy mitahy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anteman'i LibanonaVangy : 841
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 02/10/2023 18:17
