Katsaho aloha (Anteman'i Libanona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba fantatrao
Sy mba nosaininao ?
Fa ny eto an-tany
Tsisy fiadanan-tsaina.
F’izay irin’ny fo,
Sy heverina ho soa
Dia zava-poana ihany,
Na mamiratra aok’izany.
Fa ny azo hitokiana,
Hanome fifaliana
Tsy hita lany,
Tsy iza fa Kristy !

Katsaho aloha
Ny hitoerany ao anatinao
Fa aza lany andro
Am’izao hita izao
Mba jereo koxsp ny voron’any an’ala,
F’izy ireny, fa izy tkoavwt ireny
Tsy mamafy na mijinja,
Kanefa tsy tononkira.serasera.org manan’ahiahy,
Fa ny Tompo
No momba wwvxvvic sy mitahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Anteman'i Libanona
Visites : 888
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jantina
Date : 02/10/2023 18:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488